auto save
This commit is contained in:
parent
8cf905d209
commit
5291d3094a
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 14 \v 15 Nitsoky nilefa gne namaha gne kosoa ary nikora gne raha zavatry niboda tatana sy tambanivolo, ary da olo maro gne nijotso isamba gne zavatry niboda. Avy igny indreo da nagnato en'i Jesosy ary da hitandreo teo gne lelah nidirane demony, gne raiky tamnazy nidirane legiona, nidoboky teo, nisiky ary nivery e sainy, ka da natahatry indreo.
|
||||
\v 14 Nitsoky nilefa gne namaha gne kosoa ary nikora gne raha zavatry niboda tatana sy tambanivolo, ary da olo maro gne nijotso isamba gne zavatry niboda. \v 15 Avy igny indreo da nagnato en'i Jesosy ary da hitandreo teo gne lelah nidirane demony, gne raiky tamnazy nidirane legiona, nidoboky teo, nisiky ary nivery e sainy, ka da natahatry indreo.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 16 \v 17 Gne nahita gne zavatry niboda tamnio lelah nidirane demony io da nikora tamndreo da to gne raha hitandreo ary da nitatara tamndreo evao gne mikasike kosoa. Da nanomboky nizakanazy indreo ba elany e faritanindreo.
|
||||
\v 16 Gne nahita gne zavatry niboda tamnio lelah nidirane demony io da nikora tamndreo da to gne raha hitandreo ary da nitatara tamndreo evao gne mikasike kosoa. \v 17 Da nanomboky nizakanazy indreo ba elany e faritanindreo.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 18 \v 19 \v 20 Ra hipitiky tame sambokidy izy da nengavy gne lelah nidirane demony ba hiray amnazy. Kanefa tsy neken'i Jesosy, ka nozakainy hoe " miveregna andragnonareo sy ame fianakavianao ary koragno amndreo gne namboarin'i Tompo sy gne namindrany fo tamnao". Da lasa nody izy ary nanomboky nagnambara gne hafatry nozakain'i Jesosy tamnazy tagny Dekapolisy ary da nangakaky gne be sy ny maro.
|
||||
\v 18 Ra hipitiky tame sambokidy izy da nengavy gne lelah nidirane demony ba hiray amnazy. \v 19 Kanefa tsy neken'i Jesosy, ka nozakainy hoe " miveregna andragnonareo sy ame fianakavianao ary koragno amndreo gne namboarin'i Tompo sy gne namindrany fo tamnao". \v 20 Da lasa nody izy ary nanomboky nagnambara gne hafatry nozakain'i Jesosy tamnazy tagny Dekapolisy ary da nangakaky gne be sy ny maro.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ary ra tafatsaky tagnilandrano i Jesosy, niray tame sambokidy, da nisy vahoky marobe nivory nagnodidy enazy, tamin'izy tamoron-dRanomasy igny. Avy teo da nagnato gne raiky tame mpitariky gne synagoga, antsoigny oe Jairo, ka ra nahita anazy izy da netoraky tame tombony. Nitaraigny be izy nagnano oe: "maharary mafy efa ho faty e zanako viavy. Mitaraigny amnao evao ia, mevisa aty ary apetray amnazy gne tagnanao ba ahasalama sy ahavelo enazy". Da lasa nindray tamnazy izy ary da vahoky marobe gne nagnaraky sady nameno magnodidy enazy.
|
||||
\v 21 \v 22 \v 23 \v 24 Ary ra tafatsaky tagnilandrano i Jesosy, niray tame sambokidy, da nisy vahoky marobe nivory nagnodidy enazy, tamin'izy tamoron-dRanomasy igny. Avy teo da nagnato gne raiky tame mpitariky gne synagoga, antsoigny oe Jairo, ka ra nahita anazy izy da netoraky tame tombony. Nitaraigny be izy nagnano oe: "maharary mafy efa ho faty e zanako viavy. Mitaraigny amnao evao ia, mevisa aty ary apetray amnazy gne tagnanao ba ahasalama sy ahavelo enazy". Da lasa nindray tamnazy izy ary da vahoky marobe gne nagnaraky sady nameno magnodidy enazy.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ary da nisy viavy raiky teo tratrine fahaverezan-dRà nandritrine roambinifolo taogny. Nijaly mafy izy ary da efa nivezivezy tame mpitsabo maro sy lany fanagna, kanefa da tsy nahazo fahasalama fa vomaiky niareraky. La nahare gne tatara mikasiky en'i Jesosy izy da nagnato tao afarany nindray tame vahoky marobe ary nikasiky gne lambany.
|
||||
\v 25 \v 26 \v 27 Ary da nisy viavy raiky teo tratrine fahaverezan-dRà nandritrine roambinifolo taogny. Nijaly mafy izy ary da efa nivezivezy tame mpitsabo maro sy lany fanagna, kanefa da tsy nahazo fahasalama fa vomaiky niareraky. La nahare gne tatara mikasiky en'i Jesosy izy da nagnato tao afarany nindray tame vahoky marobe ary nikasiky gne lambany.
|
Loading…
Reference in New Issue