auto save

This commit is contained in:
MAD136 2020-01-15 02:12:23 -05:00 committed by root
parent 3a616bb340
commit 8cf905d209
5 changed files with 5 additions and 5 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 \v 10 Ary izy nagnontany enazy oe: " ia gnagnaranao ? " Da namaly izy oe " Legiona gnagnarako, satria da maro iahay". Ary da mbola namerimberigny gne fangatahany izy ba tsy androkenazy iala gne faritry.
\v 9 Ary izy nagnontany enazy oe: " ia gnagnaranao ? " Da namaly izy oe " Legiona gnagnarako, satria da maro iahay". \v 10 Ary da mbola namerimberigny gne fangatahany izy ba tsy androkenazy iala gne faritry.

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 \v 12 \v 13 Ary da nisy kosoa maro nitrofa tame vohotry ary nengavy enazy indreo nagnano oe " ba alefaso amnio kosoa io ro iahay; apetray ba idiranay amnio". Ka da napetrany indreo; ary da nijotso gne fagna ratsy ary da niditry tame kosoa. Rahavy teo da nilefa tame teva megname ranomasy indreo, ary da kosoa roy arivo teo gne maty tame ranomasy.
\v 11 Ary da nisy kosoa maro nitrofa tame vohotry \v 12 ary nengavy enazy indreo nagnano oe " ba alefaso amnio kosoa io ro iahay; apetray ba idiranay amnio". \v 13 Ka da napetrany indreo; ary da nijotso gne fagna ratsy ary da niditry tame kosoa. Rahavy teo da nilefa tame teva megname ranomasy indreo, ary da kosoa roy arivo teo gne maty tame ranomasy.

View File

@ -1 +1 @@
Nitsoky nilefa gne namaha gne kosoa ary nikora gne raha zavatry niboda tatana sy tambanivolo, ary da olo maro gne nijotso isamba gne zavatry niboda. Avy igny indreo da nagnato en'i Jesosy ary da hitandreo teo gne lelah nidirane demony, gne raiky tamnazy nidirane legiona, nidoboky teo, nisiky ary nivery e sainy, ka da natahatry indreo.
\v 14 \v 15 Nitsoky nilefa gne namaha gne kosoa ary nikora gne raha zavatry niboda tatana sy tambanivolo, ary da olo maro gne nijotso isamba gne zavatry niboda. Avy igny indreo da nagnato en'i Jesosy ary da hitandreo teo gne lelah nidirane demony, gne raiky tamnazy nidirane legiona, nidoboky teo, nisiky ary nivery e sainy, ka da natahatry indreo.

View File

@ -1 +1 @@
Gne nahita gne zavatry niboda tamnio lelah nidirane demony io da nikora tamndreo da to gne raha hitandreo ary da nitatara tamndreo evao gne mikasike kosoa. Da nanomboky nizakanazy indreo ba elany e faritanindreo.
\v 16 \v 17 Gne nahita gne zavatry niboda tamnio lelah nidirane demony io da nikora tamndreo da to gne raha hitandreo ary da nitatara tamndreo evao gne mikasike kosoa. Da nanomboky nizakanazy indreo ba elany e faritanindreo.

View File

@ -1 +1 @@
Ra hipitiky tame sambokidy izy da nengavy gne lelah nidirane demony ba hiray amnazy. Kanefa tsy neken'i Jesosy, ka nozakainy hoe " miveregna andragnonareo sy ame fianakavianao ary koragno amndreo gne namboarin'i Tompo sy gne namindrany fo tamnao". Da lasa nody izy ary nanomboky nagnambara gne hafatry nozakain'i Jesosy tamnazy tagny Dekapolisy ary da nangakaky gne be sy ny maro.
\v 18 \v 19 \v 20 Ra hipitiky tame sambokidy izy da nengavy gne lelah nidirane demony ba hiray amnazy. Kanefa tsy neken'i Jesosy, ka nozakainy hoe " miveregna andragnonareo sy ame fianakavianao ary koragno amndreo gne namboarin'i Tompo sy gne namindrany fo tamnao". Da lasa nody izy ary nanomboky nagnambara gne hafatry nozakain'i Jesosy tamnazy tagny Dekapolisy ary da nangakaky gne be sy ny maro.