auto save

This commit is contained in:
MAD133 2020-01-16 09:42:54 -05:00 committed by root
parent bb2e9c190e
commit 07b3bcaaf2
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nisitaky nandeha agny Jerosalema i Jesosy sygny mpianatry, da niditry tao an-tempoly ary nanomboky nandroky gne mpivarotry sy gne mpividy rehera tao. Tamin'izay,naongagny gne latabatry sy gne segan'gnolo mpanakalo vola sy gne mpvarotry voromamanga. Tsy navelany nisy olo na iza na iza hivarotry tao ame tempoly.
\v 15 \v 16 Nisitaky nandeha agny Jerosalema i Jesosy sygny mpianatry, da niditry tao an-tempoly ary nanomboky nandroky gne mpivarotry sy gne mpividy rehera tao. Tamin'izay,naongagny gne latabatry sy gne segan'gnolo mpanakalo vola sy gne mpvarotry voromamanga. Tsy navelany nisy olo na iza na iza hivarotry tao ame tempoly.

View File

@ -1 +1 @@
Tsitapitapitr'izay, nampenariny in-dreo ka hoy izy hoe: " Tsy efa nozakaiko anareo fa, gne tragnoko dia hangia hoe tragno fengona ho an'gne firenena rehetra? Nefa da naninareo ho tragnon'gne mpagalatry". Raha vao nahare izany gne loholo sy gne panoradalagny da nitadia fika hamonoa an'i Jesosy. Tsapa anefa fa nataotry an'i Jesosy ireo satira gn'oo maro teo da kaperatry tamie fampenarany. Rehefa aly kosa gn'andro da namak' aly niala teo ame tana in-dreo.
\v 17 \v 18 \v 19 Tsitapitapitr'izay, nampenariny in-dreo ka hoy izy hoe: " Tsy efa nozakaiko anareo fa, gne tragnoko dia hangia hoe tragno fengona ho an'gne firenena rehetra? Nefa da naninareo ho tragnon'gne mpagalatry". Raha vao nahare izany gne loholo sy gne panoradalagny da nitadia fika hamonoa an'i Jesosy. Tsapa anefa fa nataotry an'i Jesosy ireo satira gn'oo maro teo da kaperatry tamie fampenarany. Rehefa aly kosa gn'andro da namak' aly niala teo ame tana in-dreo.