diff --git a/11/15.txt b/11/15.txt index 7015350..5c38554 100644 --- a/11/15.txt +++ b/11/15.txt @@ -1 +1 @@ -Nisitaky nandeha agny Jerosalema i Jesosy sygny mpianatry, da niditry tao an-tempoly ary nanomboky nandroky gne mpivarotry sy gne mpividy rehera tao. Tamin'izay,naongagny gne latabatry sy gne segan'gnolo mpanakalo vola sy gne mpvarotry voromamanga. Tsy navelany nisy olo na iza na iza hivarotry tao ame tempoly. \ No newline at end of file +\v 15 \v 16 Nisitaky nandeha agny Jerosalema i Jesosy sygny mpianatry, da niditry tao an-tempoly ary nanomboky nandroky gne mpivarotry sy gne mpividy rehera tao. Tamin'izay,naongagny gne latabatry sy gne segan'gnolo mpanakalo vola sy gne mpvarotry voromamanga. Tsy navelany nisy olo na iza na iza hivarotry tao ame tempoly. \ No newline at end of file diff --git a/11/17.txt b/11/17.txt index cff1027..c23adef 100644 --- a/11/17.txt +++ b/11/17.txt @@ -1 +1 @@ -Tsitapitapitr'izay, nampenariny in-dreo ka hoy izy hoe: " Tsy efa nozakaiko anareo fa, gne tragnoko dia hangia hoe tragno fengona ho an'gne firenena rehetra? Nefa da naninareo ho tragnon'gne mpagalatry". Raha vao nahare izany gne loholo sy gne panoradalagny da nitadia fika hamonoa an'i Jesosy. Tsapa anefa fa nataotry an'i Jesosy ireo satira gn'oo maro teo da kaperatry tamie fampenarany. Rehefa aly kosa gn'andro da namak' aly niala teo ame tana in-dreo. \ No newline at end of file +\v 17 \v 18 \v 19 Tsitapitapitr'izay, nampenariny in-dreo ka hoy izy hoe: " Tsy efa nozakaiko anareo fa, gne tragnoko dia hangia hoe tragno fengona ho an'gne firenena rehetra? Nefa da naninareo ho tragnon'gne mpagalatry". Raha vao nahare izany gne loholo sy gne panoradalagny da nitadia fika hamonoa an'i Jesosy. Tsapa anefa fa nataotry an'i Jesosy ireo satira gn'oo maro teo da kaperatry tamie fampenarany. Rehefa aly kosa gn'andro da namak' aly niala teo ame tana in-dreo. \ No newline at end of file