auto save

This commit is contained in:
MAD133 2020-01-23 04:24:11 -05:00 committed by root
parent 878702556d
commit ee6cd3b494
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 Fa tsy tianay tsy hofantatrareo, ry rahalahy,gne momba ireo efa maty,mba tsy halelovanareo mitovy ame handimby izay tsy nanagny fahiry ame ho avy.\v 14 Fa ra mino antsika fa i Jesosy da maty ary nintsanga akoa, da akon'izany koa gne hitondran'Andremanitry miaraky am'i Jesosy ireo izay efa maty tao aminy.\v 15 Fa izao gne zakainay taminareo ame ten'i Tompo, fa isika velo, sisa tavela ame fiavian'i Tompo, da tsy hialoha tokôtry gne efa maty.
\v 13 Fa tsy tianay tsy ho fantatrareo, ry rahalahy,gne momba ireo izay efa maty,mba tsy halelovanareo mitovy ame handimby izay tsy nana antoky gn' amè ho avy.\v 14 Fa raha mino antsika fa i Jesosy da maty ary nintsanga akoa, da akon'izany koa gne hitondran'Andremanitry miaraky am'i Jesosy ireo izay efa maty tao aminy.\v 15 Fa izao gne zakainay taminareo ame ten'i Tompo, fa isika velo, sisa tavela ame fiavian'i Tompo, da tsy hialoha tokôtry gne efa maty.