diff --git a/04/13.txt b/04/13.txt index bbe457c..4f07eaf 100644 --- a/04/13.txt +++ b/04/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13 Fa tsy tianay tsy hofantatrareo, ry rahalahy,gne momba ireo efa maty,mba tsy halelovanareo mitovy ame handimby izay tsy nanagny fahiry ame ho avy.\v 14 Fa ra mino antsika fa i Jesosy da maty ary nintsanga akoa, da akon'izany koa gne hitondran'Andremanitry miaraky am'i Jesosy ireo izay efa maty tao aminy.\v 15 Fa izao gne zakainay taminareo ame ten'i Tompo, fa isika velo, sisa tavela ame fiavian'i Tompo, da tsy hialoha tokôtry gne efa maty. \ No newline at end of file +\v 13 Fa tsy tianay tsy ho fantatrareo, ry rahalahy,gne momba ireo izay efa maty,mba tsy halelovanareo mitovy ame handimby izay tsy nana antoky gn' amè ho avy.\v 14 Fa raha mino antsika fa i Jesosy da maty ary nintsanga akoa, da akon'izany koa gne hitondran'Andremanitry miaraky am'i Jesosy ireo izay efa maty tao aminy.\v 15 Fa izao gne zakainay taminareo ame ten'i Tompo, fa isika velo, sisa tavela ame fiavian'i Tompo, da tsy hialoha tokôtry gne efa maty. \ No newline at end of file