auto save

This commit is contained in:
MAD133 2020-01-18 03:24:51 -05:00 committed by root
parent 94a1f61ec5
commit 8281940e42
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ayr farany, ry rahalahy, mampahery anareo sy magnanatry anareo izahay ao am'i Tompo Jesosy. Ra nahazo gne fampenaragny avy aminay anareo momba gne fomba tsy maintsy handehananareo sy hamalifalinareo an'Andremanitra, gne ame lalana andehanagny io koa da agnamboharagny mihotry anizany. Fa anareo da mahafantatry gne fampenara izay onomay anareo tame gne alalan'i Jesosy Tompo.
\v 1 \v 2 Ayr farany, ry rahalahy, mampahery anareo sy magnanatry anareo izahay ao am'i Tompo Jesosy. Ra nahazo gne fampenaragny avy aminay anareo momba gne fomba tsy maintsy handehananareo sy hamalifalinareo an'Andremanitra, gne ame lalana andehanagny io koa da agnamboharagny mihotry anizany. Fa anareo da mahafantatry gne fampenara izay onomay anareo tame gne alalan'i Jesosy Tompo.

View File

@ -1 +1 @@
Fa izao gne sitrapon' Andremanitra, da gnamasinagny anareo,helanareo ame fijangajangana, izay afantaragny gne tsiraikiraiky avy am'anareo gne fomba azahony gne fanaky ao ame fahamasinagny izy ame voninaitry tsy ame filan-drasy( tahaka gne Jetilisa tsy malala gne zagnahary). Aoka tsy hisy andika na agnaratsy gne rahalainy amizany. Fa gne tompo no mamaly anireny zavatra reny, mitovy ame nampitandremanay mialoha sy nijoroanay vavolombelogny anareo.
\v 3 \v 4 \v 5 \v 6 Fa izao gne sitrapon' Andremanitra, da gnamasinagny anareo,helanareo ame fijangajangana, izay afantaragny gne tsiraikiraiky avy am'anareo gne fomba azahony gne fanaky ao ame fahamasinagny izy ame voninaitry tsy ame filan-drasy( tahaka gne Jetilisa tsy malala gne zagnahary). Aoka tsy hisy andika na agnaratsy gne rahalainy amizany. Fa gne tompo no mamaly anireny zavatra reny, mitovy ame nampitandremanay mialoha sy nijoroanay vavolombelogny anareo.

View File

@ -1 +1 @@
Fa gne tegnan'i Tompo gne hidigny latan-dagnitry. Ho avy miaraky ame feo mafy izy, miaraky ame feo Arkanjely, ary miaraky ame trompetran'Andremanitra, ary gne maty ao am'i Kristy gne mintsangagny volohany. Avy eo isika vologny,izay sisa tavela, iaharaky ihakatry amindreo ame mika ka hifankahita am'i Tompo egny eme lagnitry. Amizay da miaraky am'i Tompo mandrakariva isika. Noho izany mi
Fa gne tegnan'i Tompo gne hidigny latan-dagnitry. Ho avy miaraky ame feo mafy izy, miaraky ame feo Arkanjely, ary miaraky ame trompetran'Andremanitra, ary gne maty ao am'i Kristy gne mintsangagny volohany. Avy eo isika vologny,izay sisa tavela, iaharaky ihakatry amindreo ame mika ka hifankahita am'i Tompo egny eme lagnitry. Amizay da miaraky am'i Tompo mandrakariva isika. Noho izany, mifankahereza amin'ireo teny ireo