auto save

This commit is contained in:
MAD133 2020-01-18 03:24:51 -05:00 committed by root
parent c00f138dd1
commit 94a1f61ec5
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa gne tegnan'i Tompo gne hidigny latan-dagnitry. Ho avy miaraky ame feo mafy izy, miaraky ame feo Arkanjely, ary miaraky ame trompetran'Andremanitra, ary gne maty ao am'i Kristy gne mintsangagny volohany. Avy eo isika vologny,izay sisa tavela, iaharaky ihakatry amindreo ame mikagny ka hifankahita am'i Tompo egny eme
Fa gne tegnan'i Tompo gne hidigny latan-dagnitry. Ho avy miaraky ame feo mafy izy, miaraky ame feo Arkanjely, ary miaraky ame trompetran'Andremanitra, ary gne maty ao am'i Kristy gne mintsangagny volohany. Avy eo isika vologny,izay sisa tavela, iaharaky ihakatry amindreo ame mika ka hifankahita am'i Tompo egny eme lagnitry. Amizay da miaraky am'i Tompo mandrakariva isika. Noho izany mi