auto save

This commit is contained in:
MAD136 2020-01-20 01:34:04 -05:00 committed by root
parent db583eac12
commit 7f645cd713
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 \v 8 \v 9 Fa kosa iahay da tsotry taminareo akoigne reny mampahery gne zanany naterakiny. [Fagnamaria: gne dikateny hafa sasany da mivaky akoizao: "Fa kosa iahay da akoigne zazakidy taminareo, rehefa mampahery gne zanany naterakiny gne reny."] Da akoiza gne nanagnanay fitiava ho anareo. Faly iahay mizara aminareo, gne filazantsara ne zagnahary sy gne fiainanay manoka evakoa. Satria enareo da lasa malalanay koa. Satria tadidinareo, ro zalah, gn'asanay sy gnarokahanay. Isan' andro gnesanay mba tsy ahafahanay mampitondra mavesatra gne raiky aminareo. Nandritra iza fotoa iza da nitory filazantsarane zagnahary taminareo iahay.
\v 7 Fa kosa iahay da tsotry taminareo akoigne reny mampahery gne zanany naterakiny. [Fagnamaria: gne dikateny hafa sasany da mivaky akoizao: "Fa kosa iahay da akoigne zazakidy taminareo, rehefa mampahery gne zanany naterakiny gne reny."] \v 8 Da akoiza gne nanagnanay fitiava ho anareo. Faly iahay mizara aminareo, gne filazantsara ne zagnahary sy gne fiainanay manoka evakoa. Satria enareo da lasa malalanay koa. \v 9 Satria tadidinareo, ro zalah, gn'asanay sy gnarokahanay. Isan' andro gnesanay mba tsy ahafahanay mampitondra mavesatra gne raiky aminareo. Nandritra iza fotoa iza da nitory filazantsarane zagnahary taminareo iahay.

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 \v 11 \v 12 Enareo gne vavolombelo, ary e zagnahary evakoa, fa masigny sy marigny ary tsy manatsigny gne fitondra-tegnanay taminareo izay mino. Akoiza koa da fatatrareo oe akoignaia gne naninay taminareo tsikiraikiraiky akoigne namboarine ray ame zanany naterakiny, niangavy sy nampahery ary nandrisiky enareo iahay mba handeha ame fomba izay mendriky ame zagnahary, izay mangaiky anareo ho ame fanjakany sy ny voninahitriny manoka.
\v 10 Enareo gne vavolombelo, ary e zagnahary evakoa, fa masigny sy marigny ary tsy manatsigny gne fitondra-tegnanay taminareo izay mino. \v 11 Akoiza koa da fatatrareo oe akoignaia gne naninay taminareo tsikiraikiraiky akoigne namboarine ray ame zanany naterakiny, niangavy sy nampahery ary nandrisiky \v 12 enareo iahay mba handeha ame fomba izay mendriky ame zagnahary, izay mangaiky anareo ho ame fanjakany sy ny voninahitriny manoka.