From 7f645cd713ffd04e0a25c3e2af15274b5a412e4a Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD136 <> Date: Mon, 20 Jan 2020 01:34:04 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 02/07.txt | 2 +- 02/10.txt | 2 +- 2 files changed, 2 insertions(+), 2 deletions(-) diff --git a/02/07.txt b/02/07.txt index 824a23d..c6eaf3a 100644 --- a/02/07.txt +++ b/02/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 \v 8 \v 9 Fa kosa iahay da tsotry taminareo akoigne reny mampahery gne zanany naterakiny. [Fagnamaria: gne dikateny hafa sasany da mivaky akoizao: "Fa kosa iahay da akoigne zazakidy taminareo, rehefa mampahery gne zanany naterakiny gne reny."] Da akoiza gne nanagnanay fitiava ho anareo. Faly iahay mizara aminareo, gne filazantsara ne zagnahary sy gne fiainanay manoka evakoa. Satria enareo da lasa malalanay koa. Satria tadidinareo, ro zalah, gn'asanay sy gnarokahanay. Isan' andro gnesanay mba tsy ahafahanay mampitondra mavesatra gne raiky aminareo. Nandritra iza fotoa iza da nitory filazantsarane zagnahary taminareo iahay. \ No newline at end of file +\v 7 Fa kosa iahay da tsotry taminareo akoigne reny mampahery gne zanany naterakiny. [Fagnamaria: gne dikateny hafa sasany da mivaky akoizao: "Fa kosa iahay da akoigne zazakidy taminareo, rehefa mampahery gne zanany naterakiny gne reny."] \v 8 Da akoiza gne nanagnanay fitiava ho anareo. Faly iahay mizara aminareo, gne filazantsara ne zagnahary sy gne fiainanay manoka evakoa. Satria enareo da lasa malalanay koa. \v 9 Satria tadidinareo, ro zalah, gn'asanay sy gnarokahanay. Isan' andro gnesanay mba tsy ahafahanay mampitondra mavesatra gne raiky aminareo. Nandritra iza fotoa iza da nitory filazantsarane zagnahary taminareo iahay. \ No newline at end of file diff --git a/02/10.txt b/02/10.txt index 100aa11..53aceaa 100644 --- a/02/10.txt +++ b/02/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v 10 \v 11 \v 12 Enareo gne vavolombelo, ary e zagnahary evakoa, fa masigny sy marigny ary tsy manatsigny gne fitondra-tegnanay taminareo izay mino. Akoiza koa da fatatrareo oe akoignaia gne naninay taminareo tsikiraikiraiky akoigne namboarine ray ame zanany naterakiny, niangavy sy nampahery ary nandrisiky enareo iahay mba handeha ame fomba izay mendriky ame zagnahary, izay mangaiky anareo ho ame fanjakany sy ny voninahitriny manoka. \ No newline at end of file +\v 10 Enareo gne vavolombelo, ary e zagnahary evakoa, fa masigny sy marigny ary tsy manatsigny gne fitondra-tegnanay taminareo izay mino. \v 11 Akoiza koa da fatatrareo oe akoignaia gne naninay taminareo tsikiraikiraiky akoigne namboarine ray ame zanany naterakiny, niangavy sy nampahery ary nandrisiky \v 12 enareo iahay mba handeha ame fomba izay mendriky ame zagnahary, izay mangaiky anareo ho ame fanjakany sy ny voninahitriny manoka. \ No newline at end of file