auto save

This commit is contained in:
TANALA-002 2021-09-23 19:11:38 +02:00 committed by root
parent 4b17ec1721
commit e8d6681682
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Eliasafa janaka lahin'i Laela ny tsy mentsy hitarike ny fianakaviam-ben'ny taranaky ny Gersonita. Ny fianakavian'i Gersona die tsy mentsy mikarakara ny tragno lay fihôgnana ka agnatin'ijay ao ny tabernakely. Hikarakara ny tragno lay areo,
Eliasafa janaka lahin'i Laela ny tsy mentsy hitarike ny fianakaviam-ben'ny taranaky ny Gersonita. Ny fianakavian'i Gersona die tsy mentsy mikarakara ny tragno lay fihôgnana ka agnatin'ijay ao ny tabernakely. Hikarakara ny tragno lay areo, ny firakone, sy ny lamba ampesaina amin'ny fidirana ao amin'ny tragno lay fihôgnana. Tsy mentsy mikarakara ny lamban-kianja areo, ny lamb