diff --git a/03/24.txt b/03/24.txt index f1e7ec0..84201e3 100644 --- a/03/24.txt +++ b/03/24.txt @@ -1 +1 @@ -Eliasafa janaka lahin'i Laela ny tsy mentsy hitarike ny fianakaviam-ben'ny taranaky ny Gersonita. Ny fianakavian'i Gersona die tsy mentsy mikarakara ny tragno lay fihôgnana ka agnatin'ijay ao ny tabernakely. Hikarakara ny tragno lay areo, \ No newline at end of file +Eliasafa janaka lahin'i Laela ny tsy mentsy hitarike ny fianakaviam-ben'ny taranaky ny Gersonita. Ny fianakavian'i Gersona die tsy mentsy mikarakara ny tragno lay fihôgnana ka agnatin'ijay ao ny tabernakely. Hikarakara ny tragno lay areo, ny firakone, sy ny lamba ampesaina amin'ny fidirana ao amin'ny tragno lay fihôgnana. Tsy mentsy mikarakara ny lamban-kianja areo, ny lamb \ No newline at end of file