auto save

This commit is contained in:
TANALA-002 2021-09-29 07:36:23 +02:00 committed by root
parent 2ad274ff38
commit bda0decaa1
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Die nijaka tamin'i Mosesy i Yaveh. Hoy Ijy: "Mengà lavitre tsy ho eo alohakan'io fivondrognana io mba hahafahako mandevogna an-dreo avy hatragne." Die nampiondrike ny ta
Die nijaka tamin'i Mosesy i Yaveh. Hoy Ijy: "Mengà lavitre tsy ho eo alohakan'io fivondrognana io mba hahafahako mandevogna an-dreo avy hatragne." Die nampiondrike ny tavagne tamin'ny tany i Mosesy sy Arona. Hoy i Mosesy tamin'i Arona: "Alay ny fitondran'afo, asio afo laha teo amin'ny alitara, asio ditin-kajo magnitre ao agnatin'ijay, indôsy malaky agne amin'ny fivondrognana ijay, ka mamboara fagnavotana hôn-dreo,