diff --git a/16/44.txt b/16/44.txt index e85fd27..09a221e 100644 --- a/16/44.txt +++ b/16/44.txt @@ -1 +1 @@ -Die nijaka tamin'i Mosesy i Yaveh. Hoy Ijy: "Mengà lavitre tsy ho eo alohakan'io fivondrognana io mba hahafahako mandevogna an-dreo avy hatragne." Die nampiondrike ny ta \ No newline at end of file +Die nijaka tamin'i Mosesy i Yaveh. Hoy Ijy: "Mengà lavitre tsy ho eo alohakan'io fivondrognana io mba hahafahako mandevogna an-dreo avy hatragne." Die nampiondrike ny tavagne tamin'ny tany i Mosesy sy Arona. Hoy i Mosesy tamin'i Arona: "Alay ny fitondran'afo, asio afo laha teo amin'ny alitara, asio ditin-kajo magnitre ao agnatin'ijay, indôsy malaky agne amin'ny fivondrognana ijay, ka mamboara fagnavotana hôn-dreo, \ No newline at end of file