auto save

This commit is contained in:
TANALA-002 2021-09-24 10:32:51 +02:00 committed by root
parent e6dbf9f935
commit bd992a7c0a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa laha tsy managna havana marivo mba handray ny onitre ny niharan'ny tsy mety, die tsy mentsy honerane amin'Ahe amin'ny alalan'ny mpisorogna ny vidin-
Fa laha tsy managna havana marivo mba handray ny onitre ny niharan'ny tsy mety, die tsy mentsy honerane amin'Ahe amin'ny alalan'ny mpisorogna ny vidin-kelokane, miaraka amin'ny ondry raike ho fagnavotana ny tegnane. Ny fagnatitry ny fokon'olon'Israely abiaby, ny raha ijay natokagna sady nindôsina tagne amin'ny mpisorogna laha tamin'ny fokon'olon'Israely, die hôn'aje aby.