diff --git a/05/08.txt b/05/08.txt index 7d7463c..c6cb48b 100644 --- a/05/08.txt +++ b/05/08.txt @@ -1 +1 @@ -Fa laha tsy managna havana marivo mba handray ny onitre ny niharan'ny tsy mety, die tsy mentsy honerane amin'Ahe amin'ny alalan'ny mpisorogna ny vidin- \ No newline at end of file +Fa laha tsy managna havana marivo mba handray ny onitre ny niharan'ny tsy mety, die tsy mentsy honerane amin'Ahe amin'ny alalan'ny mpisorogna ny vidin-kelokane, miaraka amin'ny ondry raike ho fagnavotana ny tegnane. Ny fagnatitry ny fokon'olon'Israely abiaby, ny raha ijay natokagna sady nindôsina tagne amin'ny mpisorogna laha tamin'ny fokon'olon'Israely, die hôn'aje aby. \ No newline at end of file