auto save
This commit is contained in:
parent
3b3e7fbd19
commit
bc82756dd3
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ka namaly an-dreo i Mosesy hoe: "Laha mambôtre an'ijay jakainareo anareo, laha magnomagna ny tegnanareo hienga eo agnatrehan'i Yaveh mba hiady anareo, ka ny kiraidraike amin'ny lelahinareo mitam-pediana die tsy mentsy mempita an'i Jordana eo agnatrehan'i Yaveh, mandra-pandroahanay ny fahavalony tsy ho eo agnatrehane ary ny tany die resy eo agnatre
|
||||
Ka namaly an-dreo i Mosesy hoe: "Laha mambôtre an'ijay jakainareo anareo, laha magnomagna ny tegnanareo hienga eo agnatrehan'i Yaveh mba hiady anareo, ka ny kiraidraike amin'ny lelahinareo mitam-pediana die tsy mentsy mempita an'i Jordana eo agnatrehan'i Yaveh, mandra-pandroahanay ny fahavalony tsy ho eo agnatrehane ary ny tany die resy eo agnatrehane. Laha afaka ijay die afaka mipody anareo. Ho tsy manan-tsigny manolôna an'i Yaveh sy manolôna an'Israely anareo.
|
Loading…
Reference in New Issue