From bc82756dd304a5eae8b26060c6bc095c2210d31d Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: TANALA-002 <> Date: Wed, 6 Oct 2021 20:13:41 +0200 Subject: [PATCH] auto save --- 32/20.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/32/20.txt b/32/20.txt index 7d53e9a..6323c4c 100644 --- a/32/20.txt +++ b/32/20.txt @@ -1 +1 @@ -Ka namaly an-dreo i Mosesy hoe: "Laha mambôtre an'ijay jakainareo anareo, laha magnomagna ny tegnanareo hienga eo agnatrehan'i Yaveh mba hiady anareo, ka ny kiraidraike amin'ny lelahinareo mitam-pediana die tsy mentsy mempita an'i Jordana eo agnatrehan'i Yaveh, mandra-pandroahanay ny fahavalony tsy ho eo agnatrehane ary ny tany die resy eo agnatre \ No newline at end of file +Ka namaly an-dreo i Mosesy hoe: "Laha mambôtre an'ijay jakainareo anareo, laha magnomagna ny tegnanareo hienga eo agnatrehan'i Yaveh mba hiady anareo, ka ny kiraidraike amin'ny lelahinareo mitam-pediana die tsy mentsy mempita an'i Jordana eo agnatrehan'i Yaveh, mandra-pandroahanay ny fahavalony tsy ho eo agnatrehane ary ny tany die resy eo agnatrehane. Laha afaka ijay die afaka mipody anareo. Ho tsy manan-tsigny manolôna an'i Yaveh sy manolôna an'Israely anareo. \ No newline at end of file