auto save

This commit is contained in:
TANALA-002 2021-09-27 12:45:27 +02:00 committed by root
parent 4b3783c657
commit b46938d0d1
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Hoy areo tamin'i Mosesy hoe: "Avy hatagne amin'ny tany ijay nagnirahanao anay ahay. Tena tondra-dronono sy tintely tokôtre ijay. Ito ny ampahane tamin'ny vokatra laha tao amin'ijane. Na ijany aja, ny olo ijay magnano ny fonegnan-dreo ao die matanjaka. Ny ta
Hoy areo tamin'i Mosesy hoe: "Avy hatagne amin'ny tany ijay nagnirahanao anay ahay. Tena tondra-dronono sy tintely tokôtre ijay. Ito ny ampahane tamin'ny vokatra laha tao amin'ijane. Na ijany aja, ny olo ijay magnano ny fonegnan-dreo ao die matanjaka. Ny tanàna die mimanda sady malalake. Nahita ny taranak'i Anaka tao mandy koa ahay. Ny Amalekita monigna agne Negeva. Ny Hetita, Jebosita, ary ny Amorita die