diff --git a/13/27.txt b/13/27.txt index 4e9d2fb..517e34b 100644 --- a/13/27.txt +++ b/13/27.txt @@ -1 +1 @@ -Hoy areo tamin'i Mosesy hoe: "Avy hatagne amin'ny tany ijay nagnirahanao anay ahay. Tena tondra-dronono sy tintely tokôtre ijay. Ito ny ampahane tamin'ny vokatra laha tao amin'ijane. Na ijany aja, ny olo ijay magnano ny fonegnan-dreo ao die matanjaka. Ny ta \ No newline at end of file +Hoy areo tamin'i Mosesy hoe: "Avy hatagne amin'ny tany ijay nagnirahanao anay ahay. Tena tondra-dronono sy tintely tokôtre ijay. Ito ny ampahane tamin'ny vokatra laha tao amin'ijane. Na ijany aja, ny olo ijay magnano ny fonegnan-dreo ao die matanjaka. Ny tanàna die mimanda sady malalake. Nahita ny taranak'i Anaka tao mandy koa ahay. Ny Amalekita monigna agne Negeva. Ny Hetita, Jebosita, ary ny Amorita die \ No newline at end of file