auto save

This commit is contained in:
TANALA-002 2021-10-04 18:38:41 +02:00 committed by root
parent 3c10219503
commit 9c01b7d34f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ijay ny fagnatitra orôna mahajatre ijay nididina tao an-tampom-bohitre Sinay mba hamokatre hagnitre mamerovero, fagnatitra raike natao tamin'ny afo hôn'i Yaveh. Ny fagnatitra nomina miaraka amin'ijay die tsy mentsy raike ampahefatry ny hina ny an'ny janak'ondry raike. Tsy mentsy ararakao eo amin'ny toerana masina ny fagnatitra nomin'ny java-pisotro mahery hôn'i Yaveh.
Ijay ny fagnatitra orôna mahajatre ijay nididina tao an-tampom-bohitre Sinay mba hamokatre hagnitre mamerovero, fagnatitra raike natao tamin'ny afo hôn'i Yaveh. Ny fagnatitra nomina miaraka amin'ijay die tsy mentsy raike ampahefatry ny hina ny an'ny janak'ondry raike. Tsy mentsy ararakao eo amin'ny toerana masina ny fagnatitra nomin'ny java-pisotro mahery hôn'i Yaveh. Ny janak'ondry hafa die tsy mentsy omenao miaraka amin'ny fagnatitra hohanina hafa amin'ny hariva hôtran'ny nomenao tamin'ny maraigna. Tsy mentsy magnome fagnatitra nomina miaraka amin'ijay mandy koa anao,