auto save

This commit is contained in:
TANALA-002 2021-10-04 18:38:41 +02:00 committed by root
parent 75cea342c5
commit 3c10219503
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ijay ny fagnatitra orôna mahajatre ijay nididina tao an-tampom-bohitre Sinay mba hamokatre hagnitre mamerovero, fagnatitra raike natao tamin'ny afo hôn'i Yaveh. Ny fagnatitra nomina miaraka amin'ijay die tsy mentsy raike ampahefatry ny hina ny an'ny janak'ondry raike. Tsy mentsy ararakao eo amin'ny toerana masina ny fagnatitra
Ijay ny fagnatitra orôna mahajatre ijay nididina tao an-tampom-bohitre Sinay mba hamokatre hagnitre mamerovero, fagnatitra raike natao tamin'ny afo hôn'i Yaveh. Ny fagnatitra nomina miaraka amin'ijay die tsy mentsy raike ampahefatry ny hina ny an'ny janak'ondry raike. Tsy mentsy ararakao eo amin'ny toerana masina ny fagnatitra nomin'ny java-pisotro mahery hôn'i Yaveh.