auto save

This commit is contained in:
TANALA-002 2021-09-29 10:38:34 +02:00 committed by root
parent d917d39c8d
commit 8d36a70d56
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ny tsara indrindra amin'ny menake, ny tsara indrindra amin'ny dovay vaovao sy ny vary, ny vôloham-bokatre ijay omen'ny olo an'Ahe- ny raha abiaby die efa nomeko anao. Ny vokatr'ijay abiaby ijay antitre
\v 12 Ny tsara indrindra amin'ny menake, ny tsara indrindra amin'ny dovay vaovao sy ny vary, ny vôloham-bokatre ijay omen'ny olo an'Ahe- ny raha abiaby die efa nomeko anao. \v 13 Ny vokatr'ijay abiaby ijay antitre vôlohane ijay eo amin'ny tanin-dreo, die ijay indôsin-dreo amin'Ahe atoy, die ho lefinao. Ijay abiaby madio ao amin'ny ankohonanao die mahajo mihinagna amin'ireo raha ireo.