diff --git a/18/12.txt b/18/12.txt index 80c2e4c..550ddf6 100644 --- a/18/12.txt +++ b/18/12.txt @@ -1 +1 @@ -Ny tsara indrindra amin'ny menake, ny tsara indrindra amin'ny dovay vaovao sy ny vary, ny vôloham-bokatre ijay omen'ny olo an'Ahe- ny raha abiaby die efa nomeko anao. Ny vokatr'ijay abiaby ijay antitre \ No newline at end of file +\v 12 Ny tsara indrindra amin'ny menake, ny tsara indrindra amin'ny dovay vaovao sy ny vary, ny vôloham-bokatre ijay omen'ny olo an'Ahe- ny raha abiaby die efa nomeko anao. \v 13 Ny vokatr'ijay abiaby ijay antitre vôlohane ijay eo amin'ny tanin-dreo, die ijay indôsin-dreo amin'Ahe atoy, die ho lefinao. Ijay abiaby madio ao amin'ny ankohonanao die mahajo mihinagna amin'ireo raha ireo. \ No newline at end of file