auto save
This commit is contained in:
parent
0bfe7bbd23
commit
88e23c5140
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Tsy mentsy jakainao mandy koa areo hoe: "Ijao ny fagnatitra natao tamin'ny afo ijay tsy mentsy omenao hôn'i Yaveh- janak'ondry lahy herintaogna tsy manan-kilema, roe isan'andro, ho fagnatitra orôna mahajatre. Janak'ondry raike ny tsy mentsy omenao amin'ny maraigna, ka janak'ondry raike hafa die tsy mentsy omenao amin'ny hariva. Tsy mentsy magnome koba tsara toto ampahafolon'ny efaha, mifangaro diloilo vôkapoka
|
||||
\v 3 \v 4 \v 5 Tsy mentsy jakainao mandy koa areo hoe: "Ijao ny fagnatitra natao tamin'ny afo ijay tsy mentsy omenao hôn'i Yaveh- janak'ondry lahy herintaogna tsy manan-kilema, roe isan'andro, ho fagnatitra orôna mahajatre. Janak'ondry raike ny tsy mentsy omenao amin'ny maraigna, ka janak'ondry raike hafa die tsy mentsy omenao amin'ny hariva. Tsy mentsy magnome koba tsara toto ampahafolon'ny efaha, mifangaro diloilo vôkapoka raike ampahefatry ny hina ho fagnatitra hohanina anao.
|
Loading…
Reference in New Issue