From 88e23c5140938b94dcc4a148f5ff52ef55d433d5 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: TANALA-002 <> Date: Mon, 4 Oct 2021 18:38:41 +0200 Subject: [PATCH] auto save --- 28/03.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/28/03.txt b/28/03.txt index b1b9d89..16ad7c4 100644 --- a/28/03.txt +++ b/28/03.txt @@ -1 +1 @@ -Tsy mentsy jakainao mandy koa areo hoe: "Ijao ny fagnatitra natao tamin'ny afo ijay tsy mentsy omenao hôn'i Yaveh- janak'ondry lahy herintaogna tsy manan-kilema, roe isan'andro, ho fagnatitra orôna mahajatre. Janak'ondry raike ny tsy mentsy omenao amin'ny maraigna, ka janak'ondry raike hafa die tsy mentsy omenao amin'ny hariva. Tsy mentsy magnome koba tsara toto ampahafolon'ny efaha, mifangaro diloilo vôkapoka \ No newline at end of file +\v 3 \v 4 \v 5 Tsy mentsy jakainao mandy koa areo hoe: "Ijao ny fagnatitra natao tamin'ny afo ijay tsy mentsy omenao hôn'i Yaveh- janak'ondry lahy herintaogna tsy manan-kilema, roe isan'andro, ho fagnatitra orôna mahajatre. Janak'ondry raike ny tsy mentsy omenao amin'ny maraigna, ka janak'ondry raike hafa die tsy mentsy omenao amin'ny hariva. Tsy mentsy magnome koba tsara toto ampahafolon'ny efaha, mifangaro diloilo vôkapoka raike ampahefatry ny hina ho fagnatitra hohanina anao. \ No newline at end of file