auto save

This commit is contained in:
TANALA-002 2021-09-29 07:36:23 +02:00 committed by root
parent aee58a8e98
commit 0ea88bec66
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Vignitra mahare i Mosesy ka nijaka tamin'i Yaveh hoe: "Aja magneky ny fagnatitrane. Tsy nangala na apondra raike tamin-dreo iaho, sady tsy nagnano ratsy na ny raike tamin-dreo aja." Ka nijaka tamin'i Kora i Mosesy hoe: "Ampitso die tsy mentsy handeha eo agnatrehan'i Yaveh anao sy ny tarikanao- anao sy areo, ary Arona. Sambe mangala ny fitondran'afone anareo kiraidraike ka magnisy dit
Vignitra mahare i Mosesy ka nijaka tamin'i Yaveh hoe: "Aja magneky ny fagnatitrane. Tsy nangala na apondra raike tamin-dreo iaho, sady tsy nagnano ratsy na ny raike tamin-dreo aja." Ka nijaka tamin'i Kora i Mosesy hoe: "Ampitso die tsy mentsy handeha eo agnatrehan'i Yaveh anao sy ny tarikanao- anao sy areo, ary Arona. Sambe mangala ny fitondran'afone anareo kiraidraike ka magnisy ditin-kajo magnitre ao amin'ijay. Avy