1 line
420 B
Plaintext
1 line
420 B
Plaintext
Vignitra mahare i Mosesy ka nijaka tamin'i Yaveh hoe: "Aja magneky ny fagnatitrane. Tsy nangala na apondra raike tamin-dreo iaho, sady tsy nagnano ratsy na ny raike tamin-dreo aja." Ka nijaka tamin'i Kora i Mosesy hoe: "Ampitso die tsy mentsy handeha eo agnatrehan'i Yaveh anao sy ny tarikanao- anao sy areo, ary Arona. Sambe mangala ny fitondran'afone anareo kiraidraike ka magnisy ditin-kajo magnitre ao amin'ijay. Avy |