plt-x-tanala_num_text_reg/11/01.txt

1 line
380 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-09-27 07:44:49 +00:00
Ka nitaraigna momba ny olagnan-dreo ny fokon'olo laha niteno Yaveh. Naharegny ny olo Yaveh ka nanjary vignitre. Nisy afon'i Yaveh nagnoro an-dreo ka nandevogna ny saragne tamin'ny toby tamorogne tegne. Avy teo die nangaike an'i Mosesy ny fokon'olo, ka die nivavaka tamin'i Yaveh i Mosesy, ka nijanogna ny afo. Nangihina hoe Tabera ijay toerana ijay, satria nirehitre tamin-dreo ny