auto save

This commit is contained in:
TANALA-002 2021-09-27 09:44:49 +02:00 committed by root
parent c3f53f8c9c
commit 42911d59c7
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ka nitaraigna momba ny olagnan-dreo ny fokon'olo laha niteno Yaveh. Naharegny ny olo Yaveh ka nanjary vignitre. Nisy afon'i Yaveh nagnoro an-dreo ka nandevogna ny saragne tamin'ny toby t
Ka nitaraigna momba ny olagnan-dreo ny fokon'olo laha niteno Yaveh. Naharegny ny olo Yaveh ka nanjary vignitre. Nisy afon'i Yaveh nagnoro an-dreo ka nandevogna ny saragne tamin'ny toby tamorogne tegne. Avy teo die nangaike an'i Mosesy ny fokon'olo, ka die nivavaka tamin'i Yaveh i Mosesy, ka nijanogna ny afo. Nangihina hoe Tabera ijay toerana ijay, satria nirehitre tamin-dreo ny