plt-x-tanala_num_text_reg/14/36.txt

1 line
373 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2021-09-27 13:49:01 +00:00
\v 36 Ka ny lelahy ijay nirahin'i Mosesy mba hijaha ny tany \v 37 die matin'ny areti-mandripake teo agnatrehan'i Yaveh aby. Io die ny lelahy ijay nipody ka nitari-dratsy momba ny tany. Ijay ny mampitaraigna ny fengonana abiaby ny amin'i Mosesy. \v 38 Amin'ny lelahy ijay nienga mba hijaha ny tany, die i Josoa janak'i Nona sy Kaleba janak'i Jefona mandy no ho sisa velogna.