plt-x-tanala_num_text_reg/14/36.txt

1 line
307 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-09-27 13:49:01 +00:00
Ka ny lelahy ijay nirahin'i Mosesy mba hijaha ny tany die matin'ny areti-mandripake teo agnatrehan'i Yaveh aby. Io die ny lelahy ijay nipody ka nitari-dratsy momba ny tany. Ijay ny mampitaraigna ny fengonana abiaby ny amin'i Mosesy. Amin'ny lelahy ijay nienga mba hijaha ny tany, die i Josoa janak'i Nona sy