auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-04 21:28:59 +03:00 committed by root
parent 60b4e833a5
commit ffc150eb90
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Kristy de niavy salan'ny mpisorognaben'reo ra tsara ze tonga. Nande tamin'ny alalan'ny tabernakely geda kokoa sy lafatra kokoa ze tsy nataon'ny tagnan'ôlombelona Izy, ze tsy an'zao tontolo vôary zao. [Fagnamarihana: Reo dikan-teny sasagny de mivaky ôtran'zao: "Jesosy de tonga ôtran'ny mpisorognaben'reo ra tsara ze ho avy."] Tsy taminny ràn'reo
Kristy de niavy salan'ny mpisorognaben'reo ra tsara ze tonga. Nande tamin'ny alalan'ny tabernakely geda kokoa sy lafatra kokoa ze tsy nataon'ny tagnan'ôlombelona Izy, ze tsy an'zao tontolo vôary zao. [Fagnamarihana: Reo dikan-teny sasagny de mivaky ôtran'zao: "Jesosy de tonga ôtran'ny mpisorognaben'reo ra tsara ze ho avy."] Tsy taminny ràn'reo osy lahy sy vantotr'omby vavy zany, fa tamin'ny ràny manokana ze niditra takao amin'ny tôrana masina ndrindra ndre mande monja ho an'ny daôly ary niaro