diff --git a/09/11.txt b/09/11.txt index 52074b3..7c022e7 100644 --- a/09/11.txt +++ b/09/11.txt @@ -1 +1 @@ -Kristy de niavy salan'ny mpisorognaben'reo ra tsara ze tonga. Nande tamin'ny alalan'ny tabernakely geda kokoa sy lafatra kokoa ze tsy nataon'ny tagnan'ôlombelona Izy, ze tsy an'zao tontolo vôary zao. [Fagnamarihana: Reo dikan-teny sasagny de mivaky ôtran'zao: "Jesosy de tonga ôtran'ny mpisorognaben'reo ra tsara ze ho avy."] Tsy taminny ràn'reo \ No newline at end of file +Kristy de niavy salan'ny mpisorognaben'reo ra tsara ze tonga. Nande tamin'ny alalan'ny tabernakely geda kokoa sy lafatra kokoa ze tsy nataon'ny tagnan'ôlombelona Izy, ze tsy an'zao tontolo vôary zao. [Fagnamarihana: Reo dikan-teny sasagny de mivaky ôtran'zao: "Jesosy de tonga ôtran'ny mpisorognaben'reo ra tsara ze ho avy."] Tsy taminny ràn'reo osy lahy sy vantotr'omby vavy zany, fa tamin'ny ràny manokana ze niditra takao amin'ny tôrana masina ndrindra ndre mande monja ho an'ny daôly ary niaro \ No newline at end of file