auto save
This commit is contained in:
parent
61b1830a28
commit
f3baa920a5
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Milkizedeka zany, mpanjakan'i Salema, mpisoron'Andriamanitra Avo ndrindra, ze nifanena tam'i Abrahama daôly niverigna avy nandresy reo mpanjaka ary nitahy an'azy. Izy no namen'i Abrahama ny ampafolon'ny ra daôly. Ny agnarany hoe: "Melkizedeka" de midika hoe mpanjakan'ny famarinana. Ny agnarany hafa de mpanjakan'i Salema, zany de: "mpanjakan'ny fiadanana." Izy de tsy manan-dray, sy tsy manan-dreny, tsy managna razambe, ary tsy managna fetombohan'reo andro sady tsy managna fefaran'ny fiaignana. Fa kosany, mitovy amin'ny Zanak'Andriamanitra izy, satria mijanona ho mpisorona mandrakizay.
|
||||
Milkizedeka zany, mpanjakan'i Salema, mpisoron'Andriamanitra Avo ndrindra, ze nifanena tam'i Abrahama daôly niverigna avy nandresy reo mpanjaka ary nitahy an'azy. Izy no namen'i Abrahama ny ampafolon'ny ra daôly. Ny agnarany hoe: "Melkizedeka" de midika hoe mpanjakan'ny famarinana. Ny agnarany hafa de mpanjakan'i Salema, zany de: "mpanjakan'ny fiadanana." Izy de tsy manan-dray, sy tsy manan-dreny, tsy managna razambe, ary tsy managna fetombohan'reo andro sady tsy managna fefaran'ny fiaignana. Fa kosany, mitovy amin'ny Zanak'Andriamanitra izy, satria mijanona ho mpisorogna mandrakizay.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Am-zao raha azo atao am'alalan'ny fisorognana levitika ny fatanterahana (fa takao ambanin'zany ny ôla no nandray ny lalàna), de filàna bebe kokô ino no mety nisy ho an'ny mpisorona hafa mba hitsanganana araka ny fomban'i Meld
|
||||
Am-zao raha azo atao am'alalan'ny fisorognana levitika ny fatanterahana (fa takao ambanin'zany ny ôla no nandray ny lalàna), de filàna bebe kokô ino no mety nisy ho an'ny mpisorogna hafa mba hitsanganana araka ny fomban'i Melkozedeka, ary tsy raisina araka ny fomban'i Arona? Fa rafa novàna ny fisorognana, de tsy maintsy hovàna iany kô ny
|
Loading…
Reference in New Issue