From f3baa920a58ad48e110a7b629eb38aa028859f0c Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Thu, 14 May 2020 17:07:10 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 07/01.txt | 2 +- 07/11.txt | 2 +- 2 files changed, 2 insertions(+), 2 deletions(-) diff --git a/07/01.txt b/07/01.txt index adeaae9..84ffe1a 100644 --- a/07/01.txt +++ b/07/01.txt @@ -1 +1 @@ -Milkizedeka zany, mpanjakan'i Salema, mpisoron'Andriamanitra Avo ndrindra, ze nifanena tam'i Abrahama daôly niverigna avy nandresy reo mpanjaka ary nitahy an'azy. Izy no namen'i Abrahama ny ampafolon'ny ra daôly. Ny agnarany hoe: "Melkizedeka" de midika hoe mpanjakan'ny famarinana. Ny agnarany hafa de mpanjakan'i Salema, zany de: "mpanjakan'ny fiadanana." Izy de tsy manan-dray, sy tsy manan-dreny, tsy managna razambe, ary tsy managna fetombohan'reo andro sady tsy managna fefaran'ny fiaignana. Fa kosany, mitovy amin'ny Zanak'Andriamanitra izy, satria mijanona ho mpisorona mandrakizay. \ No newline at end of file +Milkizedeka zany, mpanjakan'i Salema, mpisoron'Andriamanitra Avo ndrindra, ze nifanena tam'i Abrahama daôly niverigna avy nandresy reo mpanjaka ary nitahy an'azy. Izy no namen'i Abrahama ny ampafolon'ny ra daôly. Ny agnarany hoe: "Melkizedeka" de midika hoe mpanjakan'ny famarinana. Ny agnarany hafa de mpanjakan'i Salema, zany de: "mpanjakan'ny fiadanana." Izy de tsy manan-dray, sy tsy manan-dreny, tsy managna razambe, ary tsy managna fetombohan'reo andro sady tsy managna fefaran'ny fiaignana. Fa kosany, mitovy amin'ny Zanak'Andriamanitra izy, satria mijanona ho mpisorogna mandrakizay. \ No newline at end of file diff --git a/07/11.txt b/07/11.txt index 192a90a..a28e95f 100644 --- a/07/11.txt +++ b/07/11.txt @@ -1 +1 @@ -Am-zao raha azo atao am'alalan'ny fisorognana levitika ny fatanterahana (fa takao ambanin'zany ny ôla no nandray ny lalàna), de filàna bebe kokô ino no mety nisy ho an'ny mpisorona hafa mba hitsanganana araka ny fomban'i Meld \ No newline at end of file +Am-zao raha azo atao am'alalan'ny fisorognana levitika ny fatanterahana (fa takao ambanin'zany ny ôla no nandray ny lalàna), de filàna bebe kokô ino no mety nisy ho an'ny mpisorogna hafa mba hitsanganana araka ny fomban'i Melkozedeka, ary tsy raisina araka ny fomban'i Arona? Fa rafa novàna ny fisorognana, de tsy maintsy hovàna iany kô ny \ No newline at end of file