auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-04 21:38:59 +03:00 committed by root
parent 423827ff5e
commit e2f4129588
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Noho zany de nilaina ny alok'reo ra aigny an-dagnitra mbô ho vôdion'ny soron'reo biby reo. Na zany aza, reo ran'ny lagnitra mitsy no nila nodiovina tamin'ny sorogna tsara kokoa. Fa Kristy de tsy niditra takao amin'ny tôrana masina ndrindra ze nataon'ny tagnana,
Noho zany de nilaina ny alok'reo ra aigny an-dagnitra mbô ho vôdion'ny soron'reo biby reo. Na zany aza, reo ran'ny lagnitra mitsy no nila nodiovina tamin'ny sorogna tsara kokoa. Fa Kristy de tsy niditra takao amin'ny tôrana masina ndrindra ze nataon'ny tagnana, ze tandindon'le raika ze tegna izy fôgnany iany. Fa kosa niditra taigny an-dagnitra mitsy Izy, mbô hibôgna akeo amin'ny fagnatrehan'Andriamanitra ho antsika am'zao fotôna z