From e2f412958807a48ba193c06f4cceab79a8b78106 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD012 <> Date: Thu, 4 Jun 2020 21:38:59 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 09/23.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/09/23.txt b/09/23.txt index 2f6ba09..829e31f 100644 --- a/09/23.txt +++ b/09/23.txt @@ -1 +1 @@ -Noho zany de nilaina ny alok'reo ra aigny an-dagnitra mbô ho vôdion'ny soron'reo biby reo. Na zany aza, reo ran'ny lagnitra mitsy no nila nodiovina tamin'ny sorogna tsara kokoa. Fa Kristy de tsy niditra takao amin'ny tôrana masina ndrindra ze nataon'ny tagnana, \ No newline at end of file +Noho zany de nilaina ny alok'reo ra aigny an-dagnitra mbô ho vôdion'ny soron'reo biby reo. Na zany aza, reo ran'ny lagnitra mitsy no nila nodiovina tamin'ny sorogna tsara kokoa. Fa Kristy de tsy niditra takao amin'ny tôrana masina ndrindra ze nataon'ny tagnana, ze tandindon'le raika ze tegna izy fôgnany iany. Fa kosa niditra taigny an-dagnitra mitsy Izy, mbô hibôgna akeo amin'ny fagnatrehan'Andriamanitra ho antsika am'zao fotôna z \ No newline at end of file