auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-26 18:22:42 +03:00 committed by root
parent a55f05ee43
commit 9f8c3af1b6
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Lasana agnambo salan'reo anjely Izy, satria ny agnarana nolovainy de tsara lavitra noho ny agnaran-jareo. Fa iza tam'reo anjely no mbô nilazan'Andriamanitra hoe: "Zanako anao, tonga rainao Za gniany," A
Lasana agnambo salan'reo anjely Izy, satria ny agnarana nolovainy de tsara lavitra noho ny agnaran-jareo. Fa iza tam'reo anjely ma no mbô nilazan'Andriamanitra hoe: "Zanako anao, tonga rainao Za gniany," Ary ndre hoe: "Ho ray ho an'azy Za, ary izy ho zanaka ho Anà?"

1
01/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ary kô, rafa nitondra ny lahimatoa taketo am'zao tontolo zao Andriamanitra, de nitare Izy hoe: "Reo anjelin'Andriamanitra daôly de tsy maintsy midera an'Azy." Momba an'reo anjely de nitare Izy hoe: "Izy le raika nagnano reo anjeliny ho fagnahy, ary reo mpanompony nataony lelan'afo."