diff --git a/01/04.txt b/01/04.txt index 5806612..efbe7a7 100644 --- a/01/04.txt +++ b/01/04.txt @@ -1 +1 @@ -Lasana agnambo salan'reo anjely Izy, satria ny agnarana nolovainy de tsara lavitra noho ny agnaran-jareo. Fa iza tam'reo anjely no mbô nilazan'Andriamanitra hoe: "Zanako anao, tonga rainao Za gniany," A \ No newline at end of file +Lasana agnambo salan'reo anjely Izy, satria ny agnarana nolovainy de tsara lavitra noho ny agnaran-jareo. Fa iza tam'reo anjely ma no mbô nilazan'Andriamanitra hoe: "Zanako anao, tonga rainao Za gniany," Ary ndre hoe: "Ho ray ho an'azy Za, ary izy ho zanaka ho Anà?" \ No newline at end of file diff --git a/01/06.txt b/01/06.txt new file mode 100644 index 0000000..7b348a9 --- /dev/null +++ b/01/06.txt @@ -0,0 +1 @@ +Ary kô, rafa nitondra ny lahimatoa taketo am'zao tontolo zao Andriamanitra, de nitare Izy hoe: "Reo anjelin'Andriamanitra daôly de tsy maintsy midera an'Azy." Momba an'reo anjely de nitare Izy hoe: "Izy le raika nagnano reo anjeliny ho fagnahy, ary reo mpanompony nataony lelan'afo." \ No newline at end of file