auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-22 13:44:31 +08:00 committed by root
parent ee76db50ab
commit 8415c90a30
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Vôlôny niteny izy hoe: "Tsy sorogna, na fagnatitra, na fagnatitra nodorana, na sorogna ho an'ny ota no nirinareo. Ary Enao tsy nifaly tao am'izy regny." Regny de sorogna ze atolotra araka ny lalàna. Ary niteny izy hoe: "Zahao, ty Za hagnano ny sitrakareo." Izy de nagnala ny fampiharana vôlôn
Vôlôny niteny izy hoe: "Tsy sorogna, na fagnatitra, na fagnatitra nodorana, na sorogna ho an'ny ota no nirinareo. Ary Enao tsy nifaly tao am'izy regny." Regny de sorogna ze atolotra araka ny lalàna. Ary niteny izy hoe: "Zahao, ty Za hagnano ny sitrakareo." Izy de nagnala ny fampiharana vôlôny mba hametrana ny fampiharana faroa. Tam'zany sitraka zany, tsika de nohamasinina tamin'ny alalan'ny fagnatitry ny vatan'i Jesosy Kristy indraika monja.

1
10/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Amin'ny lafiny raika, ny mpisorogna daôly de mijoro isan