diff --git a/10/08.txt b/10/08.txt index d4775fe..d92d34d 100644 --- a/10/08.txt +++ b/10/08.txt @@ -1 +1 @@ -Vôlôny niteny izy hoe: "Tsy sorogna, na fagnatitra, na fagnatitra nodorana, na sorogna ho an'ny ota no nirinareo. Ary Enao tsy nifaly tao am'izy regny." Regny de sorogna ze atolotra araka ny lalàna. Ary niteny izy hoe: "Zahao, ty Za hagnano ny sitrakareo." Izy de nagnala ny fampiharana vôlôn \ No newline at end of file +Vôlôny niteny izy hoe: "Tsy sorogna, na fagnatitra, na fagnatitra nodorana, na sorogna ho an'ny ota no nirinareo. Ary Enao tsy nifaly tao am'izy regny." Regny de sorogna ze atolotra araka ny lalàna. Ary niteny izy hoe: "Zahao, ty Za hagnano ny sitrakareo." Izy de nagnala ny fampiharana vôlôny mba hametrana ny fampiharana faroa. Tam'zany sitraka zany, tsika de nohamasinina tamin'ny alalan'ny fagnatitry ny vatan'i Jesosy Kristy indraika monja. \ No newline at end of file diff --git a/10/11.txt b/10/11.txt new file mode 100644 index 0000000..f63fe48 --- /dev/null +++ b/10/11.txt @@ -0,0 +1 @@ +Amin'ny lafiny raika, ny mpisorogna daôly de mijoro isan \ No newline at end of file