Thu Dec 03 2020 13:51:39 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-12-03 13:51:40 -05:00
parent b17c83d23e
commit 7c55e00377
5 changed files with 8 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 \v 5 \v 6 Fa tsy hay atao ho an'reo ze efa noazavaina ndre mande azany, ze nagnandrana ny fagnomezana avy aigny an-dagnitra, ze nandray ny Fanahy Masina, ary ze nanandrana ny teny tsaran'Andriamanitra sy reo herin'ny vanim-potôna ho avy, saingy avekeo de lavo - tsy hay atao ny mamerina an-jareo amin'ny fibebahana ndre. Zany de satri nomboan-jareo ho an'ny tegnan-jareo ndre ny Zanak'Andriamanitra, ary nalainy baraka ampabemaso.
\v 4 Fa tsy hay atao ho an'reo ze efa noazavaina ndre mande azany, ze nagnandrana ny fagnomezana avy aigny an-dagnitra, ze nandray ny Fanahy Masina, \v 5 ary ze nanandrana ny teny tsaran'Andriamanitra sy reo herin'ny vanim-potôna ho avy, \v 6 saingy avekeo de lavo - tsy hay atao ny mamerina an-jareo amin'ny fibebahana ndre. Zany de satri nomboan-jareo ho an'ny tegnan-jareo ndre ny Zanak'Andriamanitra, ary nalainy baraka ampabemaso.

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 \v 8 Fa ny tany ze mitroka ny orana mateti-piavy am'zany, sy ze mamokatra reo ra maniry ilan'reo ôla ze niasana ny tany - io no tany ze mandray fitahiana avy amin'Andriamanitra. Fa raha mamokatra tsilo zany, de tsisy ilàna an'azy ary efa ankekin'ny fagnozonana. Ny fiafaran'zany de ampiretina.
\v 7 Fa ny tany ze mitroka ny orana mateti-piavy am'zany, sy ze mamokatra reo ra maniry ilan'reo ôla ze niasana ny tany - io no tany ze mandray fitahiana avy amin'Andriamanitra. \v 8 Fa raha mamokatra tsilo zany, de tsisy ilàna an'azy ary efa ankekin'ny fagnozonana. Ny fiafaran'zany de ampiretina.

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 \v 10 Fa zahay de resy latra ny am'reo ra tsara tokoa momba an'nareo, ry malala, ra ze makasika ny famonjena, na de miteny salan'zany aza zahay. Fa Andriamanitra de tsy mbô tsy marina ka hagnadino ny asanareo sy ny fitiavanareo ze nabôgnanareo nohon'ny agnarany, satria anareo de nanompo reo mpino ary mbôla magnompo an-jareo hatraigny.
\v 9 Fa zahay de resy latra ny am'reo ra tsara tokoa momba an'nareo, ry malala, ra ze makasika ny famonjena, na de miteny salan'zany aza zahay. \v 10 Fa Andriamanitra de tsy mbô tsy marina ka hagnadino ny asanareo sy ny fitiavanareo ze nabôgnanareo nohon'ny agnarany, satria anareo de nanompo reo mpino ary mbôla magnompo an-jareo hatraigny.

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 \v 12 Magniry mafy zahay mbô hampiseho fazotoana salan'zany hatramin'ny faragny ny tsiraikaraika aminareo ho an'ny antoky ny fatokiana feno. Zany de mbô tsy ho lasa kamo anareo, fa ho mpaka-tahaka an'reo ze mandova reo fampagnantenana amin'ny finoana sy faharetana.
\v 11 Magniry mafy zahay mbô hampiseho fazotoana salan'zany hatramin'ny faragny ny tsiraikaraika aminareo ho an'ny antoky ny fatokiana feno. \v 12 Zany de mbô tsy ho lasa kamo anareo, fa ho mpaka-tahaka an'reo ze mandova reo fampagnantenana amin'ny finoana sy faharetana.

View File

@ -80,6 +80,10 @@
"05-09",
"05-12",
"06-title",
"06-01",
"06-04",
"06-07",
"06-09",
"07-01",
"07-04",
"07-07",