Thu Dec 03 2020 13:49:39 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-12-03 13:49:40 -05:00
parent 23d368c44d
commit b17c83d23e
4 changed files with 4 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 Natao ho tonga lafatra Izy ka tonga, ho an'ny ôla daôly ze mankatô an'Azy, le loharanon'ny famonjena mandrakizay. \v 10 De notendren'Andriamanitra salan'ny mpisorogna Izy araka ny fomban'i Melkizedeka. \v 11 Managna ra koragnina betsaka momban'i Jesosy zahay, fa sarotra ny manazava an'zany hatramin'ny naha gognona ny sofignareo.

\v 1 \v 2 \v 3 Noho zany, ande havelantsika ny fentombohan'ny hafatr'i Kristy ka handroso amin'ny famatorana. Ande tsika tsy hametraka ndre ny fototry ny fibebahana nohon'ny asan'ny maty sy ny finoana an'Andriamanitra, na ny fototry ny fampenarana momban'ny batisa, ny fametran-tagnana, ny fitsanganan'reo ôla maty, ary ny fitsarana mandrakizay. Hagnano an'zany fôgna kô tsika raha avelan'Andriamanitra.
\c 6 \v 1 Noho zany, ande havelantsika ny fentombohan'ny hafatr'i Kristy ka handroso amin'ny famatorana. Ande tsika tsy hametraka ndre ny fototry ny fibebahana nohon'ny asan'ny maty sy ny finoana an'Andriamanitra, \v 2 na ny fototry ny fampenarana momban'ny batisa, ny fametran-tagnana, ny fitsanganan'reo ôla maty, ary ny fitsarana mandrakizay. \v 3 Hagnano an'zany fôgna kô tsika raha avelan'Andriamanitra.

1
06/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 6

View File

@ -77,6 +77,7 @@
"05-04",
"05-06",
"05-07",
"05-09",
"05-12",
"06-title",
"07-01",