auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-22 13:44:31 +08:00 committed by root
parent 345c1fd34e
commit 66a4a093a5
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Amin'ny lafiny raika, ny mpisorogna daôly de mijoro isan'andro manompo an'Andriamanitra. Izy de magnolotra sorogna mitovy hatraigny, na zany aza zareo de tsy afaka magnala an'reo ota miintsy. Amin'ny lafiny raika hafa, Kristy de nagnolotra sorogna raika ho an'ny ota mandrakizay, nipetraka teo an-tagnan'andr
Amin'ny lafiny raika, ny mpisorogna daôly de mijoro isan'andro manompo an'Andriamanitra. Izy de magnolotra sorogna mitovy hatraigny, na zany aza zareo de tsy afaka magnala an'reo ota miintsy. Amin'ny lafiny raika hafa, Kristy de nagnolotra sorogna raika ho an'ny ota mandrakizay, nipetraka teo an-tagnan'ankavanan'Andriamanitra Izy. Izy de miandry mandra-pagnôvana an'reo favalony ho fipetran-tongotra ho an'ny tongony. Fa tamin'ny fagnatitra raika izy de nalavorary mandrakizay reo ze nohamasinina.