From 66a4a093a535f46d479d23ee9281820b69ba1e15 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Fri, 22 May 2020 13:44:31 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 10/11.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/10/11.txt b/10/11.txt index ebb96db..078e4b6 100644 --- a/10/11.txt +++ b/10/11.txt @@ -1 +1 @@ -Amin'ny lafiny raika, ny mpisorogna daôly de mijoro isan'andro manompo an'Andriamanitra. Izy de magnolotra sorogna mitovy hatraigny, na zany aza zareo de tsy afaka magnala an'reo ota miintsy. Amin'ny lafiny raika hafa, Kristy de nagnolotra sorogna raika ho an'ny ota mandrakizay, nipetraka teo an-tagnan'andr \ No newline at end of file +Amin'ny lafiny raika, ny mpisorogna daôly de mijoro isan'andro manompo an'Andriamanitra. Izy de magnolotra sorogna mitovy hatraigny, na zany aza zareo de tsy afaka magnala an'reo ota miintsy. Amin'ny lafiny raika hafa, Kristy de nagnolotra sorogna raika ho an'ny ota mandrakizay, nipetraka teo an-tagnan'ankavanan'Andriamanitra Izy. Izy de miandry mandra-pagnôvana an'reo favalony ho fipetran-tongotra ho an'ny tongony. Fa tamin'ny fagnatitra raika izy de nalavorary mandrakizay reo ze nohamasinina. \ No newline at end of file