auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-28 14:12:46 +08:00 committed by root
parent d624390546
commit 55cf0f7d4c
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 \v 19 Mivavaha ho an'nay, fa zahay de nino fa managna feon'ny fieritreretana madio ary magniry hiaigna ampamarinana ny ra daôly. Tegna mamporisika an'nareo miitsy za mba hagnano an'zany, ka mba hiverigna malaky aty aminareo za.
\v 18 Mivavaha ho an'nay, fa zahay de nino fa managna feon'ny fieritreretana madio ary magniry hiaigna ampamarinana ny ra daôly.\v 19 Tegna mamporisika an'nareo miitsy za mba hagnano an'zany, ka mba hiverigna malaky aty aminareo za.

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 \v 21 Ary le Andriamanitry ny fiadanana, ze manangana an'i Jesosy Tompontsika, le mpiambina ondry leibe, tamin'ny maty ze nitondra ny ràn'ny fanekena mandrakizay, de hagantsara an'nareo amin'ny asa tsara daôly mba hagnanôvana ny sitrapony. Izy ane hiasa akao agnatintsika ze tegna ankasitrahana akeo agnatrehany amin'alalan'i Jesosy Kristy, ze hamena ny voninahitra mandrakizay. Amena.
\v 20 Ary le Andriamanitry ny fiadanana, ze manangana an'i Jesosy Tompontsika, le mpiambina ondry leibe, tamin'ny maty ze nitondra ny ràn'ny fanekena mandrakizay, \v 21 de hagantsara an'nareo amin'ny asa tsara daôly mba hagnanôvana ny sitrapony. Izy ane hiasa akao agnatintsika ze tegna ankasitrahana akeo agnatrehany amin'alalan'i Jesosy Kristy, ze hamena ny voninahitra mandrakizay. Amena.

View File

@ -1 +1 @@
\v 22 \v 23 Ary mankahery an'nareo za, ry rahala, mba hizaka ny tenin'ny fampaherezana ze nosoratako foika ho an'nareo. Ôka ho fantatrareo fa Timoty rahalantsika de efa afaka ze hiaraka aminà hizaha an'naroe raha tonga alô izy.
\v 22 Ary mankahery an'nareo za, ry rahala, mba hizaka ny tenin'ny fampaherezana ze nosoratako foika ho an'nareo. \v 23 Ôka ho fantatrareo fa Timoty rahalantsika de efa afaka ze hiaraka aminà hizaha an'naroe raha tonga alô izy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 24 \v 25 Ataovo velona daôly reo mpitarika an'nareo sy reo mpino daôly. Reo ze avy aigny Italia de magnano veloma an'nareo. Ho aminareo daôly anie ny fahasoavana.
\v 24 Ataovo velona daôly reo mpitarika an'nareo sy reo mpino daôly. Reo ze avy aigny Italia de magnano veloma an'nareo. \v 25 Ho aminareo daôly anie ny fahasoavana.