diff --git a/13/18.txt b/13/18.txt index 63425be..7e8432f 100644 --- a/13/18.txt +++ b/13/18.txt @@ -1 +1 @@ -\v 18 \v 19 Mivavaha ho an'nay, fa zahay de nino fa managna feon'ny fieritreretana madio ary magniry hiaigna ampamarinana ny ra daôly. Tegna mamporisika an'nareo miitsy za mba hagnano an'zany, ka mba hiverigna malaky aty aminareo za. \ No newline at end of file +\v 18 Mivavaha ho an'nay, fa zahay de nino fa managna feon'ny fieritreretana madio ary magniry hiaigna ampamarinana ny ra daôly.\v 19 Tegna mamporisika an'nareo miitsy za mba hagnano an'zany, ka mba hiverigna malaky aty aminareo za. \ No newline at end of file diff --git a/13/20.txt b/13/20.txt index 7a82251..2716f11 100644 --- a/13/20.txt +++ b/13/20.txt @@ -1 +1 @@ -\v 20 \v 21 Ary le Andriamanitry ny fiadanana, ze manangana an'i Jesosy Tompontsika, le mpiambina ondry leibe, tamin'ny maty ze nitondra ny ràn'ny fanekena mandrakizay, de hagantsara an'nareo amin'ny asa tsara daôly mba hagnanôvana ny sitrapony. Izy ane hiasa akao agnatintsika ze tegna ankasitrahana akeo agnatrehany amin'alalan'i Jesosy Kristy, ze hamena ny voninahitra mandrakizay. Amena. \ No newline at end of file +\v 20 Ary le Andriamanitry ny fiadanana, ze manangana an'i Jesosy Tompontsika, le mpiambina ondry leibe, tamin'ny maty ze nitondra ny ràn'ny fanekena mandrakizay, \v 21 de hagantsara an'nareo amin'ny asa tsara daôly mba hagnanôvana ny sitrapony. Izy ane hiasa akao agnatintsika ze tegna ankasitrahana akeo agnatrehany amin'alalan'i Jesosy Kristy, ze hamena ny voninahitra mandrakizay. Amena. \ No newline at end of file diff --git a/13/22.txt b/13/22.txt index 8198ea2..8980acf 100644 --- a/13/22.txt +++ b/13/22.txt @@ -1 +1 @@ -\v 22 \v 23 Ary mankahery an'nareo za, ry rahala, mba hizaka ny tenin'ny fampaherezana ze nosoratako foika ho an'nareo. Ôka ho fantatrareo fa Timoty rahalantsika de efa afaka ze hiaraka aminà hizaha an'naroe raha tonga alô izy. \ No newline at end of file +\v 22 Ary mankahery an'nareo za, ry rahala, mba hizaka ny tenin'ny fampaherezana ze nosoratako foika ho an'nareo. \v 23 Ôka ho fantatrareo fa Timoty rahalantsika de efa afaka ze hiaraka aminà hizaha an'naroe raha tonga alô izy. \ No newline at end of file diff --git a/13/24.txt b/13/24.txt index 0cd1c8d..57c7cac 100644 --- a/13/24.txt +++ b/13/24.txt @@ -1 +1 @@ -\v 24 \v 25 Ataovo velona daôly reo mpitarika an'nareo sy reo mpino daôly. Reo ze avy aigny Italia de magnano veloma an'nareo. Ho aminareo daôly anie ny fahasoavana. \ No newline at end of file +\v 24 Ataovo velona daôly reo mpitarika an'nareo sy reo mpino daôly. Reo ze avy aigny Italia de magnano veloma an'nareo. \v 25 Ho aminareo daôly anie ny fahasoavana. \ No newline at end of file