auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-04 19:25:14 +03:00 committed by root
parent 577017c0d8
commit 5418a64629
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Noho zany, satria tsika de managna mpisoronabe geda ze lasa namaky ny lagnitra, Jesosy Zanak'Andriamanitra, de ande tsika hifikitra mafy amin'ny finoantsika. Fa tsika de tsy managna mpisoronabe ze tsy matsapa fangoràna amin'ny falementsika. Fa kosa, tsika de managna ôla raika ze efa nalaim-pagnahy tamin'ny fomba daôly salan'ny antsika, saingy Izy tsisy ôta. Ôka ary tsika ande
Noho zany, satria tsika de managna mpisoronabe geda ze lasa namaky ny lagnitra, Jesosy Zanak'Andriamanitra, de ande tsika hifikitra mafy amin'ny finoantsika. Fa tsika de tsy managna mpisoronabe ze tsy matsapa fangoràna amin'ny falementsika. Fa kosa, tsika de managna ôla raika ze efa nalaim-pagnahy tamin'ny fomba daôly salan'ny antsika, saingy Izy tsisy ôta. Ôka ary tsika ande amin'ny fatokina ho aigny amin'ny seza fendrianan'ny fahasoavana, mbô handraisantsika ny famindram-po sy hahita fasoavana hagnampy amin'ny fotôna ilàna an'zany.