From 5418a64629c95becf60381244ee9f51deda03d0d Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD012 <> Date: Thu, 4 Jun 2020 19:25:14 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 04/14.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/04/14.txt b/04/14.txt index 3c7431c..79956dc 100644 --- a/04/14.txt +++ b/04/14.txt @@ -1 +1 @@ -Noho zany, satria tsika de managna mpisoronabe geda ze lasa namaky ny lagnitra, Jesosy Zanak'Andriamanitra, de ande tsika hifikitra mafy amin'ny finoantsika. Fa tsika de tsy managna mpisoronabe ze tsy matsapa fangoràna amin'ny falementsika. Fa kosa, tsika de managna ôla raika ze efa nalaim-pagnahy tamin'ny fomba daôly salan'ny antsika, saingy Izy tsisy ôta. Ôka ary tsika ande \ No newline at end of file +Noho zany, satria tsika de managna mpisoronabe geda ze lasa namaky ny lagnitra, Jesosy Zanak'Andriamanitra, de ande tsika hifikitra mafy amin'ny finoantsika. Fa tsika de tsy managna mpisoronabe ze tsy matsapa fangoràna amin'ny falementsika. Fa kosa, tsika de managna ôla raika ze efa nalaim-pagnahy tamin'ny fomba daôly salan'ny antsika, saingy Izy tsisy ôta. Ôka ary tsika ande amin'ny fatokina ho aigny amin'ny seza fendrianan'ny fahasoavana, mbô handraisantsika ny famindram-po sy hahita fasoavana hagnampy amin'ny fotôna ilàna an'zany. \ No newline at end of file